vendredi 17 août 2007

Nofinofiko

Lasa feno zava-maniry mahafinaritra hono ny tanintsika ary maha-te honina tokoa, madio ny rivotra sy ny tontolo, ary samy mahafantatra ny andraikiny ny tsirairay manoloana izany ka mikofokofo miaro ny asa efa vita. Ahoana indray kosa ny nofinofinao?

Aucun commentaire: